Eksodosy 31:18 MG1865

18 Ary rehefa vita ny teny nataony tamin'i Mosesy tao an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny vato fisaka roa, izay nisy ny Vavolombelona, dia vato fisaka voasoratry ny rantsan-tànan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 31

Jereo Eksodosy 31:18 amin'ny teny manodidina.