Eksodosy 31:3 MG1865

3 ary efa nofenoiko fanahin'Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy hafa:

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 31

Jereo Eksodosy 31:3 amin'ny teny manodidina.