Eksodosy 31:6 MG1865

6 Ary, indro, Izaho efa nanome an'i Oholiaba, zanak'i Ahisamaka, avy amin'ny firenen'i Dana, ho namany; ary ny fon'izay hendry rehetra dia efa nasiako fahendrena, mba hanaovany izay rehetra efa nandidiako anao:

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 31

Jereo Eksodosy 31:6 amin'ny teny manodidina.