Eksodosy 32:11 MG1865

11 Fa Mosesy nifona tamin'i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah ô, na­hoana ny fahatezeranao no mirehitra amin'ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta tamin'ny hery lehibe sy ny tanana mahery?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32

Jereo Eksodosy 32:11 amin'ny teny manodidina.