Eksodosy 32:29 MG1865

29 Fa Mosesy efa nilaza hoe: Manokàna ny tenanareo ho an'i Jehovah ianareo anio; eny, samia mamono ny zanany sy ny rahalahiny avy, mba hahazoanareo fitahiana anio.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32

Jereo Eksodosy 32:29 amin'ny teny manodidina.