Eksodosy 33:10 MG1865

10 Ary hitan'ny olona rehetra ny andri-rahona nijanona teo anoloan'ny varavaran'ny lay; dia nitsangana ny olona rehetra, ka samy niankohoka teo anoloan'ny varavaran'ny lainy avy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 33

Jereo Eksodosy 33:10 amin'ny teny manodidina.