Eksodosy 33:8 MG1865

8 Ary raha nivoaka ho eo amin'ny lay Mosesy, dia nitsangana ny olona rehetra, ka samy nijanona teo anoloan'ny varavaran'ny lainy avy, dia nitazana an'i Mosesy mandra-pahatongany ao amin'ny lay.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 33

Jereo Eksodosy 33:8 amin'ny teny manodidina.