Eksodosy 34:12 MG1865

12 Koa mitandrema, fandrao hanao fanekena amin'ny mponina eo amin'ny tany izay halehanao ianao, ka ho fandrika eo afovoanao izany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:12 amin'ny teny manodidina.