Eksodosy 34:15 MG1865

15 fandrao ianao hanao fanekena amin'ny mponina eo amin'ny tany, ka hijangajanga hanaraka ny andriamaniny sy hamono zavatra hatao fanatitra ho an'ny andriamaniny izy, ary hasainy ianao ka hihinana amin'ny fanatiny;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:15 amin'ny teny manodidina.