Eksodosy 34:29 MG1865

29 Ary Mosesy nidina avy tao an-tendrombohitra Sinay, ary teny an-tànany ny vato roa izay nisy ny Vavolombelona tamin'izy nidina avy teo an-tendrombohitra, ary tsy fantany ho namirapiratra ny hoditry ny tavany noho ny nitenenany taminy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:29 amin'ny teny manodidina.