Eksodosy 34:34 MG1865

34 Ary raha niditra teo anatrehan'i Jehovah Mosesy hiteny aminy, dia nanaisotra ny fisalobonana izy mandra-pivoakany. Dia nivoaka izy ka nilaza tamin'ny Zanak'Isiraely izay efa nandidiana azy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:34 amin'ny teny manodidina.