Eksodosy 36:34 MG1865

34 Ary ny zana-kazo nopetahany takela-bolamena, ary nataony volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran'ny barany: ary nopetahany takela-bolamena koa ny barany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:34 amin'ny teny manodidina.