Eksodosy 37:17 MG1865

17 Ary nanao ny fanaovan-jiro tamin'ny volamena tsara izy; voasana no nanaovany ny fanaovan-jiro; nataony indray mivofy taminy avokoa ny faladiany sy ny tahony sy ny vodi-voniny sy ny kiboriny ary ny voniny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 37

Jereo Eksodosy 37:17 amin'ny teny manodidina.