3 Ary nandrendrika vava volamena efatra hatao aminy izy, ka nataony teo amin'ny tongony efatra: dia vava vola roa teo amin'ny lafiny iray, ary vava vola roa teo amin'ny lafiny iray koa.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 37
Jereo Eksodosy 37:3 amin'ny teny manodidina.