8 dia ny kerobima iray nataony teo amin'ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa teo amin'ny sakany anankiray: indray mivofy tamin'ny rakotra fanaovam-panavotana no nanaovany ny kerobima roa, dia teo amin'ny sakany roa.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 37
Jereo Eksodosy 37:8 amin'ny teny manodidina.