1 Ary nanao ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana tamin'ny hazo akasia izy: dimy hakiho avy ny lafiny efatra, dia efa-joro tsy mivadi-mandry izy; ary telo hakiho ny hahavony.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38
Jereo Eksodosy 38:1 amin'ny teny manodidina.