14 Ary nisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho tamin'ny ilany iray; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38
Jereo Eksodosy 38:14 amin'ny teny manodidina.