Eksodosy 38:17 MG1865

17 Ary ny faladian'ny tsangantsangany dia nataony varahina; ary ny fihantonana amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany nataony volafotsy; ary ny lohany dia nopetahany takela-bolafotsy; ary ny tsangantsangany rehetra tamin'ny kianja dia samy nisy anjaka volafotsy hitohizany avokoa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:17 amin'ny teny manodidina.