Eksodosy 39:39 MG1865

39 ary ny alitara varahina sy ny makarakara varahina ho eo aminy ary ny baony sy ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy sy ny faladiany,

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:39 amin'ny teny manodidina.