Eksodosy 40:22 MG1865

22 Ary ny latabatra dia napetrany teo amin'ny trano-lay fihaonana, dia teo amin'ny lafin'ny tabernakely avaratra, teo ivelan'ny efitra lamba.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 40

Jereo Eksodosy 40:22 amin'ny teny manodidina.