Eksodosy 40:38 MG1865

38 Fa ny rahon'i Jehovah dia teo ambonin'ny tabernakely nony andro, ary nisy afo teo aminy nony alina, teo imason'ny taranak'Isiraely rehetra, tamin'ny nandehanany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 40

Jereo Eksodosy 40:38 amin'ny teny manodidina.