8 Kanefa ny isan'ny biriky izay fanaony teo aloha dia mbola hampanaovinareo azy ihany, fa aza ahenanareo; fa malaina izy, koa izany no itarainany hoe: Aoka izahay handeha hamono zavatra hatao fanatitra ho an'Andriamanitray.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 5
Jereo Eksodosy 5:8 amin'ny teny manodidina.