Eksodosy 6:25 MG1865

25 Ary Eleazara, zanakalahin'i Arona, naka vady avy tamin'ny zanakavavin'i Potiela, dia niteraka an'i Finehasa taminy izy. Ireo no lohan'ny fianakavian'ny Levita, araka ny fokom-pireneny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 6

Jereo Eksodosy 6:25 amin'ny teny manodidina.