Eksodosy 9:19 MG1865

19 Koa ankehitriny, maniraha mba hanangona faingana ny bibinao sy izay rehetra anananao any an-tsaha; fa ny olona rehetra sy ny biby fiompy izay ho hita any an-tsaha ka tsy ho enti-mody dia hilatsahan'ny havandra ka ho faty avokoa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:19 amin'ny teny manodidina.