Eksodosy 9:9 MG1865

9 Dia hitora-jofo eran'ny tany Egypta rehetra izany ka ho tonga vay mipoipoitra amin'ny olona sy amin'ny biby fiompy eran'ny tany Egypta rehetra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:9 amin'ny teny manodidina.