Estera 1:20 MG1865

20 Ary raha torina eran'ny fanjakany rehetra (fa lehibe izany) ny lalàn'ny mpanjaka izay hataony, dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy na lehibe na kely, ny vehivavy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Estera 1

Jereo Estera 1:20 amin'ny teny manodidina.