Estera 2:7 MG1865

7 Ary izy nitaiza an'i Hadasa (Estera izany), zanakavavin'ny rahalahin-drainy, izay tsy nanana ray sy reny intsony; ary razazavavy dia soa sady tsara tarehy, ary noraisin'i Mordekay ho zanany izy, rehefa maty rainy sy reniny.

Vakio ny toko manontolo Estera 2

Jereo Estera 2:7 amin'ny teny manodidina.