Estera 3:4 MG1865

4 Nefa na dia niteny taminy isan'andro aza ireo, dia tsy mba nihaino azy izy, ka nolazain'Ireo tamin'i Hamana, mba hizahany na haharitra amin'ny teniny ihany Mordekay, na tsia; fa efa nilaza tamin'ireo izy fa Jiosy.

Vakio ny toko manontolo Estera 3

Jereo Estera 3:4 amin'ny teny manodidina.