Estera 4:1 MG1865

1 Nony fantatr'i Mordekay izay rehetra efa natao, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitafy lamba fisaonana sady nihosin-davenona, dia nankeo afovoan'ny tanàna ka nitaraina sy nidradradradra mafy;

Vakio ny toko manontolo Estera 4

Jereo Estera 4:1 amin'ny teny manodidina.