3 Ary hoy ny mpanjaka: Inona moa no fisandratana sy voninahitra mba efa nomena an'i Mordekay noho izany? Fa hoy ny zatovon'ny mpanjaka Izay nanompo azy: Tsy mbola nisy nomena azy.
Vakio ny toko manontolo Estera 6
Jereo Estera 6:3 amin'ny teny manodidina.