Estera 7:3 MG1865

3 Dia namaly Estera, vadin'ny mpanjaka, ka nanao hoe: Raha mahita fitia eto imasonao ary aho, ry mpanjaka, ka sitraky ny mpanjaka, dia aoka homena ahy ny aiko araka ny fifonako ary ny fireneko araka ny fangatahako;

Vakio ny toko manontolo Estera 7

Jereo Estera 7:3 amin'ny teny manodidina.