Estera 8:14 MG1865

14 Dia lasa ny tsimandoa izay nitaingina soavaly haingam-pandeha sy ampondra, ka nohafainganina sy nododonan'ny tenin'ny mpanjaka izy. Ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lalàna.

Vakio ny toko manontolo Estera 8

Jereo Estera 8:14 amin'ny teny manodidina.