Estera 9:15 MG1865

15 Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo tamin'ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory.

Vakio ny toko manontolo Estera 9

Jereo Estera 9:15 amin'ny teny manodidina.