Estera 9:17 MG1865

17 tamin'ny andro fahatelo ambin'ny folo tamin'ny volana Adara; ary nitsahatra izy tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo, ka nataony ho andro fanasana sy firavoravoana izany.

Vakio ny toko manontolo Estera 9

Jereo Estera 9:17 amin'ny teny manodidina.