Estera 9:19 MG1865

19 Koa noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin'ny vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana Adara ho firavoravoana sy fanasana sy andro mahafaly ary fifanateran-javatra.

Vakio ny toko manontolo Estera 9

Jereo Estera 9:19 amin'ny teny manodidina.