Estera 9:23 MG1865

23 Ary ny Jiosy nanaiky hanao araka izay vao nataony, dia araka izay efa nosoratan'i Mordekay taminy,

Vakio ny toko manontolo Estera 9

Jereo Estera 9:23 amin'ny teny manodidina.