Estera 9:25 MG1865

25 fa raha nankeo anatrehan'ny mpanjaka izany, dia nampanoratra taratasy handidy mba hatsingerina ho eo amin'ny lohany ihany ny hevi-dratsy nokasain'i Hamana hatao amin'ny Jiosy, ary mba hahantona amin'ny hazo izy sy ny zananilahy.

Vakio ny toko manontolo Estera 9

Jereo Estera 9:25 amin'ny teny manodidina.