Estera 9:3 MG1865

3 Ary ny mpanapaka rehetra isan-tokony tamin'ny fanjakana sy ny solo-mpanjaka sy ny governora mbamin'ny mpanao raharahan'ny mpanjaka dia nanampy ny Jiosy, satria azon'ny fahatahorana an'i Mordekay izy.

Vakio ny toko manontolo Estera 9

Jereo Estera 9:3 amin'ny teny manodidina.