Ezra 10:3 MG1865

3 Koa aoka izahay hanao fanekena amin'Andriamanitsika hisaotra ny vady rehetra sy hanary izay naterany araka ny anatra nataonao, tompokolahy, sy izay mangovitra noho ny didin'Andriamanitsika; ary aoka hatao araka ny lalàna izany.

Vakio ny toko manontolo Ezra 10

Jereo Ezra 10:3 amin'ny teny manodidina.