Ezra 2:62 MG1865

62 Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin'ny fisoronana.

Vakio ny toko manontolo Ezra 2

Jereo Ezra 2:62 amin'ny teny manodidina.