Ezra 2:69 MG1865

69 Nanome araka izay nananany avy izy hanampy ny vola voavory hanaovana ny asa, dia darika volamena arivo sy enina alina ary mane volafotsy dimy arivo ary akanjo-mpisorona zato.

Vakio ny toko manontolo Ezra 2

Jereo Ezra 2:69 amin'ny teny manodidina.