Ezra 3:11 MG1865

11 Dia nanao hira nifamalivaly nidera sy nisaotra an'i Jehovah izy, fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony amin'ny Isiraely. Dia nihoby mafy ny olona rehetra, raha nidera an'i Jehovah, satria vita ny fanorenan'ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezra 3

Jereo Ezra 3:11 amin'ny teny manodidina.