Ezra 3:4 MG1865

4 Ary nitandrina ny andro firavoravoana fitoerana ao amin'ny trano rantsan-kazo koa izy, araka ny voasoratra, sy ny amin'ny fanatitra dorana isan'andro araka ny isany avy, tahaka ny fanao, araka izay voatendry hatao isan'andro avy.

Vakio ny toko manontolo Ezra 3

Jereo Ezra 3:4 amin'ny teny manodidina.