Ezra 4:1 MG1865

1 Ary nony ren'ny fahavalon'ny Joda sy ny Benjamina fa ireo efa nody avy tamin'ny fahababoana dia efa manao tempoly ho an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely,

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:1 amin'ny teny manodidina.