Ezra 4:5 MG1865

5 sady nanamby olona hanome hevitra hanohitra azy hahafoana ny heviny hatramin'ny andro nanjakan'i Kyrosy tany Persia ka hatramin'ny nanjakan'i Dariosy, mpanjakan'i Persia.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:5 amin'ny teny manodidina.