Ezra 4:7 MG1865

7 Ary tamin'ny andron'i Artaksersesy no nanoratan'i Bislama sy Mitredata sy Tabela mbamin'ny namany sisa ho any amin'i Artaksersesy, mpanjakan'i Persia; ary ny soratra tamin'ny taratasy dia nataony tarehin-tsoratra Syriana sady nataony teny Syriana koa.

Vakio ny toko manontolo Ezra 4

Jereo Ezra 4:7 amin'ny teny manodidina.