Ezra 5:16 MG1865

16 Dia avy Sesbazara ka nanao ny fanorenan'ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema; ary hatramin'izany andro izany ka mandraka ankehitriny dia efa natao ihany izy, saingy tsy mbola vita.

Vakio ny toko manontolo Ezra 5

Jereo Ezra 5:16 amin'ny teny manodidina.