11 Ary izaho manao didy fa na iza na iza no mandika izao teny izao, dia aoka hangalana hazo avy amin'ny tranony, ary haorina, dia hahantona eo ny tenany; ary aoka hatao firinga ny tranony noho izany.
Vakio ny toko manontolo Ezra 6
Jereo Ezra 6:11 amin'ny teny manodidina.