Ezra 7:19 MG1865

19 Ary ny fanaka izay nomena anao hanaovana ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitrao dia atolory eo anatrehan'Andriamanitra any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Ezra 7

Jereo Ezra 7:19 amin'ny teny manodidina.