Ezra 7:24 MG1865

24 Ary mampahafantatra anareo koa izahay fa ny mpisorona rehetra sy ny Levita sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana sy ny Netinima ary ny mpanompo amin'io tranon'Andriamanitra io dia tsy mba hampandoavina hetra, na haba, na sara.

Vakio ny toko manontolo Ezra 7

Jereo Ezra 7:24 amin'ny teny manodidina.